Dikan'ny teny : dola

Hampiditra dikany vaovao
1 Doladola a. : Fihetsika miangotingoty raha mandeha ka ny loha araidraika ary ny vatana atolilalila miankavia miankavanana. - t.i.f. : Adoladola / manadoladola, fanadoladola, mpanadoladola / anadoladolana, fanadoladolana / midoladola, fidoladola, mpidoladola / idoladolana, fidoladolana / mahadoladola. - F.-p. : Miara-midola : enti-milaza fiarahan'ny olona roa mamindra misy fiangotingotiana ka somarY mifampiraidraika ny loha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel