Dikan'ny teny : dolelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (t.tr.) o. : Koka lava, feo tokana lavareny rehefa miantso. • Fiantsoana olona ka halavaina na tarihina ho lava ny fanononana ny vaninteny farany amin'ny anarany na ampiana zana-peo toy ny a, ô! (ankehitriny). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel