Dikan'ny teny : dongaingy

Hampiditra dikany vaovao
1 Enti-milaza olona fohy vozona na fohy tenda ka ny lohany toy ny milentika ao anatin' ny lamosiny, noho ny fitondrana enta-mavesatra lava na antony hafa. - t.i.f. : Adongaingy, tafadongaingy / manadongaingy, fanadongaingy, mpanadongaingy / anadongaingena, fanadongaingena / midongaingy, fidongaingy, mpidongaingy /idongaingena,fidongaingena / mahadongaingy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel