Dikan'ny teny : dongy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fijanonana tsy metY manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsY faly; henahena, fitokonana : Raha mba zozo be dongy re izany! i Ditra. - t.i.f. : Midongy, fidongy, mpidongy / idongiana, fidongiana. Ahitsio
2 (Ski) a. : Anaran'ny hazo kely marani-doha arnpiasaina amin'ilay filalaovana eny amin'ny fasika atao hoe kinapo (Jer. io). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel