Dikan'ny teny : donina

Hampiditra dikany vaovao
1 (dona) mt.ih (dony): Pohina : Nodonin'ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho. • Pehina : Doninao mafy loatra ny uarauarana. • H. o. : Asian-teny henjana, tenenina mafy : Nodonin'ny lehibeny izy ka uaky barara tery, - F,-p, : Dony tapany handoa erany : tambatambazo amin'ny zavatra kely mba ha-nome be. / Dony ny tanin' Andriana : izay mifody tsy manana : teny fanao rehefa avy manao fanekena na dina, ka ny heviny dia hoe : aoka hodonina ny tanin'nympanjaka (taloha ny tany rehetra dia an' ny mpaniaka), ka izay mivadi-panekena, aoka izy ho foan-tanana, * Ohab.: Mitsako tsy re ka kenda vao dony aho, ranaotra : raha sendra zava-tsoa ny tena, mihinan-drery, fa raha misy mahavoa kosa, miantso vahoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel