Dikan'ny teny : dontoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (donto) mt.ih. (dontoy): Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin'ny aretina io zaza io. • Domboina: Aza dontoina amin'ny vato ny angadinao. ? Tonga tsy mailaka, tsY matasilo intsony : Nodontoin'ny asa mafy loatra zaza ity ka izany no tsy androsoany amin'ny fianarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel