Dikan'ny teny : dovy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Rafy, fahavalo (teny fampiasa amin'ny sikidy). • H.i. : Ray aman-dreny (amin'ny lafin-kevitra hoe fahavalon'ny zanaka ny ray aman-dreny noho izy manakantsakana azy tsy hanao ny sitrapony). ? F.-p. : Manolotra dovy : manala faditra ny vintana mifanoto. / Maty dovy : zaza maty ray sy reny ka lasa mahaleo tena. Ahitsio
2 Dovidovy p.t. : Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana. 1 : Midovidovy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel