Dikan'ny teny : draiko

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza famindra manano sarotra na fandeha toa mijaikolaiko, noho ny aretina mahazo na ny havizanana. ΒΆ M.h. : Jehojeho. - t.i.f. : Adraiko, tafadraiko /midraiko, fidraiko, mpidraiko iidraikoana,fidraikoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel