Dikan'ny teny : dredridredry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Taraindraina; tomanimany lava na fikonetaka toy ny misy maharary, na mampiseho hantahanta. - t.i.f. : Midredridredry, fidredridredry, mpidredridredry 1 idredridredrena, fidredridredrena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel