Dikan'ny teny : dridra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin'ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin'ny hoditra amin'ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy. 6 f. : Dridraina. ,t Ohab. : Dridran'Ingiio: andrasan-ko sitrana vao manapa-kozatra : enti-milaza aretina na toe-javatra sarotra itadiavam-panafody, ka arakaraka ny anantenana azy ho sitrana no vao mainka mampitombo ny fahavoazana aterany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel