Dikan'ny teny : dridroka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Dridrodridro a. : Feon-javatra midilotra; feonjavatra roa mifampikasokasoka ka mikiririoka na mampangintsina any an-tsofina any. - t.i.f. : Midridroka / midridrodridro, fidridrodridro, mpidridrodridro / idridrodridroana, fidridrodridroana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel