Dikan'ny teny : ebana

Hampiditra dikany vaovao
1 Ebanebana ft. : Entimilaza fitondrana lamba mirefarefa, na mihofahofa toy ny lamba fihaingoana. - t.i.f.: Ebanebanina / miebana, fiebana, mpiebana / iebanana, fiebanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel