Dikan'ny teny : eferana

Hampiditra dikany vaovao
1 (efitra) mt.ih, (efero) : Asiana efitra na zavatra atao manelanelana : Tsy maintsy eferana ireto tavoahangy ireto sao mifampipoaka ao anaty fiara ao ka uaky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel