Dikan'ny teny : eglizy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fitambaran'nY kristianina iraY filoha sy iray foto-pamPianarana. 1 H.t : Trano ivorian'ny kristianina katolika ka anatrehany ny fombarn-Pivavahana sarnihafa. (Mazàna mizara telo manaraka ny lavany ny atin'ny eglizy ary misy andalan ' an-dry roa mifanindrana mainpisaraka azY ho telo ka mahatonga azy hibikan-tsambo am n' izy kely sakana nefa la-va mitsoroaka; amin'ity hevitra it9 ny eglizy dia atao hoe koa leglizy, na trano leglizy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel