Dikan'ny teny : eky

Hampiditra dikany vaovao
1 na Aiky ft. : Enti-milaza tsy fandavana na fanarahana izay lazaina amin'ny tena; fanoavana na fankatoavana didin'ny lehibe; fiaikena na fibabohana. - t.i.f. : Ekena, voaeky / maneky (maneke) na manaiky (maneke), fanaiky, mpanalky 1 anekena, fanekena / miaiky na mieky (mieke), fiaiky, mplaiky / iekena, fiekena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel