Dikan'ny teny : elanelana

Hampiditra dikany vaovao
1 a, : Ny afovoany : Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana. 1 Ny tsy itoviana : Ny elanelan'ny 9 sy ny 4 dia 5. 1 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto. /Ohatrinona ny elanelan'Antananarivo sy Ambohimanga?. 1 Ny eo afovoan'ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa : Aoka fa ianao no ho elanelan'ny adinay. - t.i.f. : Elanelanina 1 manelanelana, fanelanelana. mpanelanelana I anelanelanana, fanelanelanana I mielanelana, fielanelana, mpielanelana 1 ielanelanana, fielanelanana. ¶ M.h. : Elanelana, alanalana, ebanebana, evanevana, tsy an' nY acsY tsY an' nY aroa, tsy momba ny atsY tsY momba ny aroa, aloalo, tamotamo elanelan-tsoratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel