Dikan'ny teny : endrika

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Ny fandehan'nY taxehy, ny tokotanin-tarehy : Mitovy endrika amindreniny io zazavavy io. ? Ny fisehoana ivelany : Mamitaka ny endri-javatra matetika. ? Ny bika : Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra. - t.i.f. ' Endrehina / manendrika / fanendxehana 1 miendrika, fiendxika / mifanendrika / mendrika / hamendrehana. - F.-p, Fohy endrika; lava endrika : fohy tarehy; lava tarehy. / Manana endrika : tsara tarehy. / Manome endrika : mahatonga ho tsara tarehy. / Sadasada manana endrika enti-milaza zavatra tsy dia manahoana nefa mba misy maha-tsaratsara kely azy ihany; matetika io fombam-Pitenenana io dia lazaina aorian'ny hoe vangavanga manan-tsoratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel