Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : enjika
Hampiditra dikany vaovao
1
a. : Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana : Enjika papelika. - t.i.f. : Enjehina, voaenjika / manenjika, fanenjika, mpanenjika / anenjehana, fanenjehana / mienjika, fienjika, mpienjika 1 ienjehana, fienjehana.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel