Dikan'ny teny : eny

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt. : Milaza toerana la-vitra nefa tazana : Hitanao i-r? tendrombohitra ira>, andeha hitsangantsangana eny isika ; na manondro toerana ankariharY : Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... 1 Lat.: Mankeny. - F.-p. : Eny ho eny : milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokonY fotsinY na ombieny ombieny Rakotra zaua-maitso ny tanety rehefa lohataona ary misy voninkazo dia maniry eny ho ana. Ahitsio
2 p.mt. : Entina manaiky, entina milaza fa ekena izaY lazaina amin' ny tena : Handeha hiaraka amiko ve iana F Eny, raha tsy misa ny sampona. ΒΆ M.h. : Amin'ny fitenimparitra samihafa : Ekany, eka, ia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel