Dikan'ny teny : eokaristia

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : (Fiv, kat.) Sakramenta misy ny tenan'i Jesoa-Kristy, mbamin'ny fomban' Andriamanitra ao aminy, takon'ny endriky ny mofo sy ny divay. (Fia. pro t.) Araka ny fampianarana protestanta kosa, ny Eokaristia dia fahatsiarovana ny fanasan'ny Tompo fotsiny ka antsoina hoe mofom-pandraisana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel