Dikan'ny teny : erana

Hampiditra dikany vaovao
1 (era) mt.ih. (erao) : Angatahan-dalana : Erao kely a-ho fa tsY afaka hia+a anio. Ahitsio
2 a. : Izay mahafeno ny haben'ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza : fatra izany : Kely lavitra ny eran'ny sotro noho ny eran' ny kaopy; / na halehibeazana : Ny eran'ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo; / na fetra : Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran'ny aiko; / na habe : Ohatrinona ny eran'angady amin'ny toerambomanganao? - t.i.f. : Manerana, mifanerana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel