Dikan'ny teny : erina

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran'ny tena; tsY fahafahampo amin'izay efa azo sy nomen'ny olona. - t.i.f. : Mierina, fierina, mpierina / ierenana, fierenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel