Dikan'ny teny : eritra

1 Eritreritra a. : (Ilay verindroa no fampiasa indrindra) Fisainana, asan' ny sain mamakafaka sY mandinika maharitra momba ny zavatra iray : Aza be eritreritra ny amin'izany ianao. - t.i.f. : Eritreretina, voaeritreritra ) mieritra, mieritreritra, fieritreritra, mpieritreritra / leritreretana, fieritreretana / maheritreritra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel