Dikan'ny teny : erona

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fitezerana, fandrahonana. ~ H,i. : Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vononkandramatra, i) t.i.f. : Manerona, fanerona, mpanerona / aneronana, faneronana f mierona, fierona, mpierona / ieronana, fieronana j maherona. Ahitsio
2 a. : Fofon-kanina na zavatramay : Maimbo erona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel