Dikan'ny teny : erry

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt. : Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny ad raha tsy taza-maso fa takona : Ed ambonin'ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Ad ambadiky ny tendrombohitra ad no misy ny tanĂ nan-dry Naivo). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, Jar. Eo. 1 t.i.f. : Manker}',mpanker?, erikitra, erikatra. - F,-p. : Ede ho er? : milaza toerana tsy tondroina mari-na tsara fa tokotokony fotsiny : Mikisaha er? ho er? fa tratran'ny andro ianao eo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel