Dikan'ny teny : ery

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita. - t.i.f. : Miery, fiery, mpiery / ierena, fierena. Ahitsio
2 Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona : Ery ambonin'ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Ao ambadiky ny tendrombohitra ao no misy ny tanĂ nan-dry Naivo). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jer. Eo. : Mankery, mpankery, erikitra, erikatra. - F,-p. : Ery ho ery : milaza toerana tsy tondroina mari-na tsara fa tokotokony fotsiny : Mikisaha ery ho ery fa tratran'ny andro ianao eo. Ahitsio
3 p.mt. : Entina manamafy izay lazaina; tokoa : Mahafinaritra er? izany mitsotsotra et? ambony ahi-maitso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel