Dikan'ny teny : esikesika

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Famindra miadana taY manano sarotra noho ny hatavezana sy ny hasemporana vokatr' izany. - t.i.f. : Miesikesika, fiesikesika, mpiesikesika / iesikesehana, fiesikesehana. Ahitsio
2 (Btl) p.t. : Enti-milaza omby sady be vatana no matavy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel