Dikan'ny teny : esoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (eso) mt.ih. (esoy) : Tebahina, atao tsinontsinona : Matetika esoin'ny mpanankarena ny mahantra. ~ Harabina, vazivazina, ihomehezana : Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe : Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an'ny olondrehetra ihany ny fandehanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel