Dikan'ny teny : esorina

Hampiditra dikany vaovao
1 (esotra) mt.ih. (esory) : Alana amin'ny toerana misy azy : Esory ity vatankazo ity fa manakan-dalana. ~ Ahena, alana : Roanjato no nesoriny tamin'ny karamako. ~ Roahina, alana amin'ny raharaha : Nesorin' ny fanjakana ilay benitanĂ na tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel