Dikan'ny teny : espaniola

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Espagnol) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Espaina: 0-lona mafana ra ny Espaniola. 1 p.t.: Mikasika an'i Espaina , an'i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel