Dikan'ny teny : esy

Hampiditra dikany vaovao
1 t.'p. : Enti-milaza fahakiviana na faharerahan-tsaina ambony ihany, tsy ahafahana manao zavatra iray : EsY! aoka ihany aho hipetraka eto! / Esy! hataoko ahoana no fangataka izany aminy ? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel