Dikan'ny teny : eto

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt. : Milaza toerana tokana eo amin'ny misy ny te-na mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taxa-maso,ary mifanohitra amin'ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina : Mijandna eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an'efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina e-t9 ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jar. Eo. - t.i.f. : Manketo, mpanketo. ? F,-p, : Eto ho eto : milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny : Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel