Dikan'ny teny : etoana

Hampiditra dikany vaovao
1 p,mt. : Mitovy hevitra amin'ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin'ny fandaharana : Vory etoana isika mianakavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel