Dikan'ny teny : etona

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Setroka. ~ Gaza avy amin'ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indraY. ΒΆ M.h. : Fofon-drano, tf t.i.f. : Etonana, voaetona j manetona, fanetona, mpanetona j anetonana, fanetona / mahetona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel