Dikan'ny teny : etry

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Fohy, tsy mahataka-javatra, zeny. 1 ft. : Entimilaza fitambotsorana na fi-, dinana ho amin'ny ambany sy ny iva. 6 ai. f. : Etrena, aetry ( manetry, fanetry, mpanetry / anetrena, fanetrena / mietry fietry, mpietry / ietrena, fietrena 1 mahetry. Ahitsio
2 a. : Fanivaivana, fanazimbana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel