Dikan'ny teny : evanjely

Hampiditra dikany vaovao
1 na Evanjily (fr. évangile) a. : Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan'i Matio, Marka, Lioka ary Joany (na Jaona) mitantara ny fiainan'i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany. ? H.i. : Ny fampianaran'i Kristy Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika. ¶ M.h. : Filazantsara, Vaovao mahafaly, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel