Dikan'ny teny : evoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Ravin-javatra notenehina na nodorana ka trohina ny fofony mba hatao fanafody. - t.i.f. : Evohana, aevoka, voaevoka 1 manevoka,fanevoka, mpanevoka ( anevohana, fanevohana ( mievoka, fievoka, mpievoka 1 ievohana, fievohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel