Dikan'ny teny : fafana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fafa) mt.ih. (fafao) : Esorina ny loto, ny fako amin'ny zavatra na toerana iray. : Fafao tsara ny efitrano fandriana. / Faohina : Efa nofafako ny latabatra. • Alaina tsy misy avala na kely aza : Nofafan'ny mpangolatra ny entanay tany ambaniuohitra, Ahitsio
2 a : Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin'ny andro taloha : Nasiana menaka kely aloha ny fa-fana, isaky ny anoratana, dia norarahana uouoka. Ahitsio
3 o. : Fofona manitra mamerovero mandraraka eran'ny toerana izay. - t.i.f. : Mamafana, famafana / amafanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel