Dikan'ny teny : fafy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fampielezana na fanaparitahana zavatra toy ny voa madinika, na fasika, na rano : Fafy fasika re izao nafitsokY ny fahaualo izao! 1 Fanapariahana voam-bary na voan' anana amin'ny tanana eo an-taninketsa ka na tanfmboly efa voavoatra, mba haniry : Efa oito fafy ny ketsa no tonga izy. - t.i.f. : Fafazana, afafy, voafafy / mamafy, famafy, mpamafy 1 amafazana, famafazana / mifafy, fifafy, mpifafy / ifafazana, fifafazana / mahafafy. - F.-p, : Fafy ra, fafy rano : Famafazana amin'ny olona ram-biby natao sorona na rano tsotra mba hatao tsodrano. / Fafy katrana : Enti-milaza ny voam-bary afafy a-min' izao fa tsy mba naliina mialoha. / Fafy forona : enti-milaza famafazana befahatany fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel