Dikan'ny teny : faha-

Hampiditra dikany vaovao
1 Tovona fampiasa eo alohan' ny teny milaza isa : mba hanaovana mpamaritra milaza filaharana : Fahadimy, fahasiuy ambin'ny folo / mba hilazana isan-drefy : Fahatelo, hono, ny halalin' it? rano it?; / Lamba antsasa-pahadimy; / mba hilazana vanin'andro : Lasa tamin' ny Fahavalon'ny uolana nankany Fianarantsoa izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel