Dikan'ny teny : fahafiry

Hampiditra dikany vaovao
1 (firy) p.mt. : EntimanontanY laharana : Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin'ilay hazakazak ' aotomobilina farany teo ? ? Entimilaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin'ny... : Tsy fahafirin'ny olo-mahay eto amin'ny Nosy ianao fa aza mie boebo toy izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel