Dikan'ny teny : fahagagana

Hampiditra dikany vaovao
1 (gaga) a. : Zavatra mahavariana ny sain, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsaranY na ny habeny : Ny fanasitranana tampoka dia anisan'ny fahagagana sarotra hazavaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel