Dikan'ny teny : fahamarinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (marina) a. : Ny rariny, ny hitsiny, ny mari-na : Manaoua ny fahamarinana mandrakariva. ? Toetran' ny olona antsoina hoe mari-na, izany hoe : tsY mandainga, tsy mamitaka : Nitsotra tamim-Pahamarinana izy fa naka iiay omby; / tsY manambaka fa manao ny rariny, ny hitsinY : Oiona mahalala ny fahamarinana ny mPamPiasa anaY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel