Dikan'ny teny : fahanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fahana) mtih. (fahano) : Omena na asiana fahana (azo ampiasaina amin' ny hevitra rehetra voalaza ao amin'ny teny Fahana : Fahano ny vahiny fa efa an-' toandro. / Etsy hofahanako ny zanako. / Tamin'ny firy no nofahananao it? famantaranandro ity?) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel