Dikan'ny teny : fahatelon-tanana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-draleh?lahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel