Dikan'ny teny : fahatsiarovana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiaro) a. : Fitamberenan' ny zavatra na olona hita na fantatra tamin' ny andro lasa ao an-tsaina indray : Mbola velona ato ampoko ny fahatsiarovako an'i Neny. ? Zavatra omena olona mba tsy hanadinoany ny tena, na ny toe-javatra iray niarahana ' Omeko anao ity boky id ho fahatsiarovana ny niarahantsika niasa. M.h. : Fahatsiaxovana, fahatsiahivana, fahatadidiana, dindo, tsangambato, orimbato. ? F.-p. : Fahatsiarovan-tena : fahatsapana ny haja amankasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel