Dikan'ny teny : fahavalo

Hampiditra dikany vaovao
1 (valo) p.l. : Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito. ? a. : Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza : Efa resy ny fahavalo. ? Izay rehetra manimba ny ha-fa : Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavaio afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina. ΒΆ M. h.: Fahavalo, rafy, an-daniny, sakay sy maso, tsy tia, mpisompatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel