Dikan'ny teny : fahavarianana

Hampiditra dikany vaovao
1 (variana)a.: Fahasondrianana, fifantohan' ny saina amin'ny zavatra anankiray ka hadino ny zavatra rehetra. Fahavarianampanahy: Fifantohan'ny saina amin'ny fivavahana ka hadino ny zavatra rehetra manodidina ny tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel