Dikan'ny teny : fahavoazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (voa) a. : Zavamihatra nampiditra fahasahiranana : Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan'ny hiaingàna. ? Faty antoka : Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin'ilaY haintrano iny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel