Dikan'ny teny : fahefany

Hampiditra dikany vaovao
1 (efatra) a. : Ampahefatry ny famarana antsoina hoe vata, izany hoe tokotokony ho dimy litatra eo ho e o amin' ny filazam-patra ankehitriny : Nividy vary eran' ny fahefany aho fa tsy nisy hatokona akory tao an-trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel